Teny iditra | 1 nitady toko ka sendra vato |
Singan-teny | 2 mitady, toko, sendra, vato |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] sendra izay notadiavina indrindra (matetika io fombam-piteny io no tohizana ny hoe: naniryzazakateradahy, nikororokavarykasendrarivotra) |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |